Ny FAMONJY dia miaro anao amin’ny fahaverezan-dra be loatra aorian’ny fiterahana, indrindra indrindra ho anao izay miteraka an-trano.
Sign inUSAID DEC
Famoronana ny Famonjy dia fahaverezan-dra be loatra aorian'ny fiterahana, indrindra ho anao izay miteraka an-trano.
2 pages

Abstract
Ny famonjy dia ataovy eo akaikinao hatrany rehefa mihetsi-jaza ianao. Alohan'ny hitelemana ny famonjy dia tsapao ny kibonao ka hamarino fa tsy misy zaza hafa intsony. Aorian'ny fivoahan'ny zaza farany ary alohan'ny ivoahan'ny ahitra izay vao atelemo ny famonjy, ny famonjy dia atelemo indray mandeha amin'ny rano atsasaky ny vera ireo katram-panafody 3. Mety ho mafana hoditra sy mangovitra ianao aorian'ny fitelemana ny FAMONJY. Marihina fa mandalo ihany izany. Mihinana paracétamol raha mafana hoditra ary ampio ny firakotra sy ny akanjo raha mangovitra. Ny famonjy dia fahaverezan-dra be loatra aorian'ny fiterahana, indrindra ho anao izay miteraka an-trano. Ny famonjy dia ataovy eo akaikinao hatrany rehefa mihetsi-jaza ianao. Alohan'ny hitelemana ny famonjy dia tsapao ny kibonao ka hamarino fa tsy misy zaza hafa intsony. Aorian'ny fivoahan'ny zaza farany ary alohan'ny ivoahan'ny ahitra izay vao atelemo ny famonjy, ny famonjy dia atelemo indray mandeha amin'ny rano atsasaky ny vera ireo katram-panafody 3.
Connected topics
Classification